– FITSIDIHAM-PARITRA – Fotodrafitrasa maromaro no notokan’ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara nandritra ny andro voalohany amin’ny fitsidihany ny faritra Analanjirofo.
– BAOLINA KITRA – Mbola tsy fantatra hatreto na handeha hiatrika ny lalao ara-pirahalahiana izay hifandrinan’ny ekipam-pirenena malagasy amin’ny Afghanistan ny 24 Martsa ho avy izao na tsia.
– TONTOLO IAINANA – Nahazo fankasitrahana sy famatsimbola 110 000 dolara ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy.
