– LOZA – Olona maromaro no maty an-drano sy lasan’ny rano ka tsy mbola hita nandritra ny alatsinain’ny Paska
– VALANARETINA- Faritra dimy sisa amin’ireo 23 no mbola ahitana trangana Covid-19, ary miisa 32 ireo marary vaovao teo anelanelan’ny 9 hatramin’ny 15 Aprily.
– ANGOVO – Manana tahirin-tsolika hatramin’ny 70 andro i Madagasikara taorian’ny nahatongavan’ny Sambo mpitatitra solika, mitohy ny fifampiraharahana amin’ireo mpanafatra eo amin’ny vidiny
