VAOVAO – MINUTE FLASH 19 OKTOBRA 2021

– FITAKIANA – Nisy fifandonana teo amin’ireo mpanao fihetsiketsehana teny amin’ny Onivesite an’Antananarivo sy ny mpitandro ny filaminana androany talata
– ANTENIMIERAM-PIRENENA : Notsindrian’i Christine Razanamahasoa nandritra ny kabary fanokafana ny fivoriana ara-potoana faharoa ny tsy fandriam-pahalemana miseho lany sy ny lozam-pifamoivozana
– DORO TANETY- Voafehy ny afo tao amin’ny valan-javaboaarin’Ankarafantsika izay nanomboka nirehitra ny 15 Oktobra teo.