VAOVAO – MINUTE FLASH 20 APRILY 2022

– FITATERANA AN’HABAKABAKA : Hisy sidina manokana hitondra mpizahatany israelianina ho avy tsy ho ela any Nosy Be
– KARAMA : Mbola andrasana ny didim-panjakana fampiharana ny fanondrotan-karama eo amin’ny sehatra tsy miankina
– LOZA : Olona miisa 181 no natao famotorana teny anivon’ny polisim-pirenena, taloha sy nandritra ny fetin’ny Paska.