– RAHARAHA APOLLO 21 – Nametraka ny taratasy fangatahana fandravana didy ny mpisolovavan’ireo voaheloka androany alatsinainy
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Nanomboka androany alatsinainy ny fanaovam-bakisiny amin’ny Pfizer
– VALANARETINA – Tsy mbola misy afa-tsy ny variants Alpha sy Beta ihany eto Madagasikara, hoy ny fanazavana avy ao amin’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka.














