VAOVAO – MINUTE FLASH 21 FEBROARY 2022

– LOZA VOAJANAHARY – Mihatra ny filazana loza mitatao noho ny rivo-doza Emnati any amin’ny faritra Atsinanana, Vatovavy ary Fitovinany anio manomboka amin’ny 8 ora alina
– VALANARETINA – Mihena hatrany ny isan’ireo lavon’ny Covid-19, miisa 15 izany teo anelanelan’ny 12 hatramin’ny 18 Febroary.
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Mbola latsaky ny iray tapitrisa ny Malagasy vita vakisiny miaro amin’ny Covid-19, hoy ny solontenan’ny Unicef eto Madagasikara.