VAOVAO – MINUTE FLASH 21 JOLAY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA – Tsy nisy ny maty noho ny covid- 19 ny 20 jolay teo, 7 ny tranga vaovao voamarina.
– FISOROHANA – AstraZeneca no vakisiny ho avy manaraka atao amin’ireo efa vita vakisiny tamin’ny Covishield
– FIARAHA-MIASA- Nahazo famatsiam-bola mitentina 490 tapitrisa dolara avy amin’ny Banky iraisam-pirenena i Madagasikara.