VAOVAO – MINUTE FLASH 21 MARTSA 2022

– FAMPIANARANA AMBONY : Nidina an-dalambe ireo mpianatra avy ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa sy i Mahajanga nitaky ny vatsim-pianarany
– VALANARETINA : Maherin’ny 63.000 no efa voan’ny Covid-19 teto Madagasikara tato anatin’ny roa taona
– FANKASITRAHANA : Tontosa ny sabotsy lasa teo ny lanonana fanomezana mari-pankasitrahana an’i Zambi sy fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny kintana efatra maha général de corps d’armée an’i Serge Gellé Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimaria.