– TONTOLO IAINANA – Manambana ny hahenika ny faritra atsinanan’i Madagasikara ireo saobakaka aziatika antsoina koa hoe « radakaboka »
– VAKISINY – Ho tonga eto Madagasikara ireo fatra miisa 300.000 amin’ny Sinopharm hiadiana amin’ny covid-19
– TANANA VAOVAO – 100.000 ariary isam-bolana mandritra ny 15 taona no saran’ny trano sosialy eny amin’ireo Tanàna vaovao
