VAOVAO – MINUTE FLASH 22 DESAMBRA 2021

– LOZA AN-DRANOMASINA : Mpiondrana an-tsambo dimy sisa no tadiavina any Soanierana-Ivongo, olona 83 no namoy ny ainy hatreto
– TOETRANDRO : Miantso ny mponina any amin’ny faritra Alaotra-Mangoro hahay hitsitsy rano ny sampana famantarana ny toetr’andro any an-toerana mba hisorohana ny mety ho tsy fahampian-drano amin’ny volana Febroary 2022.
– FANAMPIANA : Nanolotra koba fenosoa 4000 fonosana ho an’ireo sahirana ny orinasa Agrikoba ho fankalazana ny fetin’ny Noely