– FIOMPIANA : Misy aretim-pivalanana mamely ny omby miparitaka amin’ny faritra 15 eto Madagasikara
– RIVO-DOZA – Hiditra eo anelanelan’ny distrikan’i Mananjary sy Manakara i Emnati manodidina ny amin’ny 9 ora alina sy ny misasakalina ka hanana ny tanjaky ny rivo-doza mahery.
– TOMBAN’ISAN’NY TRABOINA – Olona miisa 274.000 no mety ho voakasiky ny rivodoza Emnati, araka ny vinavinan’ny BNGRC
