– PARLEMANTA – Voafidy ho filoha lefitry ny Antenimieran-doholona i Nicolas Rabemananjara sy Herilaza Imbiki, lany ho kestora Eddie Fernand
– RIVO-DOZA – Olona iray no namoy ny ainy ary maherin’ny 2.800 no traboina tamin’ny fandalovan’ny Eloise
– BAOLINA KITRA – Hisy fandraisana manokana sy fiaretan-tory amin’ny fiverenan’ny vatana mangatsiakan’i Gôly Be amin’ny alahady izao.














