– VALANARETINA – Tsy nisy ny maty noho ny covid- 19 ny 21 Jolay teo, telo ny tranga vaovao voamarina
– FANDRIAM-PAHALEMANA- Olona enina ahiahiana ho nanomana tetika hamonoana ny Filohan’ny Repoblika no nosamborin’ny polisim-pirenena
– VAROTRA- Naparitakin’ny mpitandro ny filaminana tamin’ny alalan’ny baomba mandatsa-dranomaso ireo mpivarotra amoron-dalana nitokona tetsy Soarano

