– VALANARETINA – Niampy iray ireo namoy ny ainy vokatry ny tsimokaretina coronavirus
– TETIKASA MARSHALL – Nampahafantatra ireo fotodrafitrasa hamboarin’ny fanjakana ka iantsoany ireo mpisehatra amin’ny taotrano sy asa vaventy ny fitondram-pankjakana
– FIAROVAM-PIRENENA – Andian-tafika vaovao maromaro no apetraka amin’ity taona ity hoy ny ministra













