– VALANARETINA – Olona iray no namoy ny aony noho ny Covid-19, roa ireo tranga vaovao
– GOVERNEMANTA – Ny Praiministra Christian Ntsay no hitantana vonjimaika ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika
– FANATANJAHANTENA – Tsy mbola nanainga ho any Tokyo i Aurélie Faravavy solontenan’i Madagasikara amin’ny Lalao Paralaimpika
