– ANTENIMIERANDOHOLONA : Lesoka roa no hitan’ny CENI nandritra ny fikirakirana voka-pifidianana loholona
– FIFIDIANANA – Hahazo ny maro an’isa ao amin’ny Antenimieran-doholona ny vovonana Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina
– RIVO-DOZA – Nahazo filazana fanairana maitso ny faritra Sava, Analanjirofo ary Atsinanana noho ny fihaodihaodin’ny rivo-doza any avaratra Atsiananan’Antalaha














