FIFAMOIVOIZANA – Somary nihena ny fitohanan’ny fiara teny afovoan-tanàna ankoatra ny teny amin’ny faritra Ankadimbahoaka sy Anosy
FAMBOLENA – Velaran-tany fambolena mihoatra ny 27.600 ha no efa nandalovan’ny valala
VALANARETINA – Miisa 38 ireo marary vaovaon’ny Covid-19 teo anelanelan’ny 14 sy 20 Mey
