– FAMATSIANA – Nidina 60% ny famokarana herinaratra noho ny tsy fahampian-drano, hoy ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoran’afo
– FIFANDRAISANA IRAISAM-PIRENENA – Handinika ny lalàna mifehy ny vakoka any Frantsa ny ministry ny Kolontsaina frantsay hahafahana mampody eto Madagasikara ireo vakoka malagasy mbola tehirizina any amin’ny mozean’i Frantsa
– FITSARANA – Ny 6 Desambra izao no hiatrika fitsarana ireo olona voarohirohy ao anatin’ny raharaha Apollo 21
