VAOVAO – MINUTE FLASH 24 Aogositra 2020
– VALANARETINA – Tsy nisy ny maty noho ny Covid-19 androany alatsinainy , 75 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– FANABEAZANA – Mahazo miverina misokatra ireo sekoly manana mpianatra manomana fanadinam-panjakana
– FITATERANA – Azo ivezivezena ny lalam-pirenena faharoa manomboka amin’ny sabotsy izao













