VAOVAO – MINUTE FLASH 24 DESAMBRA 2021

– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Natsahatra ny fanaovana fitiliana ny coronavirus eny amin’ny CSB manerana an’Analamanga
– FANKASITRAHANA : Natao veloma farany ara-pomba miaramila androany zoma ny kolonely Hery Rakotomiliarison
– FAHASALAMANA : Mitombo ny isan’ireo toeram-pivarotana fanafody mpiandry raharaha eto Antananarivo mandritra ny fetin’ny faran’ny taona