VAOVAO – MINUTE FLASH 25 NOVAMBRA 2022

– FOTODRAFITRASA : Hisitraka toerana fikarakarana taratasim-piarakodia ny faritra Vakinankaratra
– ANTENIMIERAM-PIRENENA : Nolanian’ny Solombavam-bahoaka tsy nasiam-panitsiana ny volavolan-dalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana ho amin’ny taona 2023
– ADY AMIN’NY KOLIKOLY- Nanatanteraka fanambaram-pananana teo aninvon’ny Bianco ireo tompon’andraikitra ao anivon’ny Tafika manerana ny Nosy.
– FISAFOANA ASA – Manara-maso ny fizotry ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-13 ny minisitry ny Asa vaventy.