VAOVAO – MINUTE FLASH 28 FEBROARY 2022

– VALANARETINA – Nihena ny isan’ireo mararin’ny Covid-19 anaty tranga fahasarotana
– FANABEAZANA – Ankizy mihoatra ny iray hetsy no tsy afa-mianatra taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Emnati
– ADY – Miantso an’i Madagasikara hanameloka ampahibemaso ny fidiran’ny Rosianina ankeriny any Iokraina ny Vondron’ny firenena eoropeanina miaraka amin’ny Amerikanina, ny Japoney, ny Norvezianina, ny Britanika ary ny Soisy