VAOVAO – MINUTE FLASH 28 JONA 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA- Olona telo lavon’ny Covid-19, tsy nisy ny tranga vaovao ny 27 jona 2021

– ADY AMIN’NY COVID – Distrika enina no mbola iharan’ny fepetra isan-karazany noho ny hamehana ara-pahasalamana

– FISOROHANA – Niantso ny ray aman-dreny hanao vakisiny miaro amin’ny lefakozatra ny zanany ny ministry ny Fahasalamam-bahoaka