– FITSARANA – Asa an-terivozona sazy mihatra no azon’i Raoul Rabekoto tamin’ny raharaha Cnaps, dimy taona an-tranomaizina sazy mihatra ny an’ny Praiminisitra teo aloha
– FANKASITRAHANA – Notendrena ho tompon-dakan’ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina
– FINOANA – Fanomezana rà no nanamarihan’ny mpino silamo chiite ny andro Arbaeen hahatsiarovana ny fiafaran’ny fisaonana noho nahafatesan’i Imam Hussain.
