FAMPIAKARANA NY KARAMA- Tokony hiarahana mijery ny hanampiana ireo mpiasa hoy ny filoha Andry Rajoelina
FIFAMOIVOIZANA – Mandinika ny hampiakarana ny saran-dalana ireo mpitatitra any amin’ny zotra nasionaly sy rezionaly
BAOLINA KITRA – Notendren’ny Federasion’ny baolina kitra hanazatra ny Barea indray i Nicolas Dupuis, mangataka 48 ora hieritreretana izy
