VAOVAO – MINUTE FLASH 29 DESAMBRA 2022

– FAHASALAMANA : Manentana ny ray aman-dreny hitana ny zanany ao an-trano hiarovana azy ireo amin’ny coronavirus ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka
– VAROTRA – Manodidina ny 250 000 ariary no ivarotana ny kilaon’ny lavanila voakarakara any Sava.
– LOZA AN-DRANOMASINA – Olona roa nahandro ny sakafon’ireo mpandeha tamin’ny sambo Francia teo am-piaingana no notazomina am-ponja vonjimaika.