– VALANARETINA – Tsy nisy ny maty noho ny covid- 19 ny 28 Jolay teo, 30 ny tranga vaovao voamarina
– FANADINAM-PANJAKANA – 59,78% ireo mpianatra nanala ny fanadinana BEPC tao ami’ny Cisco Antananarivo Renivohitra
– TOE-KARENA – Ny ampahenin’ny mpiasa no voatery noesorina tamin’ny asany tamin’ny niandohan’ny valanaretina Covid-19 ka hatramin’ny volana Oktobra 2020

