VAOVAO – MINUTE FLASH 29 MARTSA 2022

– HETSIKA – Fanamarihana ny faha-75 ny tolona nataon’ireo mahery fo tamin’ny 29 martsa 1947
– FITATERANA AN’HABAKABAKA : Tsy mbola afaka mampitohy an’i La Réunion sy Toamasina i Air Austral
– BAOLINA KITRA – Hodinihina mandritra ny fivoriam-ben’ny federasiona malagasy ny alakamisy izao ny fanapahan-kevitra momba ny Barea sy ny fikarakarana ny fifidianana eo anivon’ny ligy