VAOVAO MINUTE FLASH 29 SEPTAMBRA 2021

FAMPIANARANA AMBONY – Misy sampam-pampianarana eny amin’ny Oniversite an’Antananarivo milaza fa tsy ho afaka handray ireo afaka bakalorea tamin’ity taona 2021 amin’ny fidirina amin’ny Oktobra izao
FIVEZIVEZENA – Nahazo fanamarinana avy amin’ny Filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny fizahantany sy fivahinianana i Madagasikara fa azo antoka ny fidirana ao aminy
BAOLINA KITRA – Mpilalao 24, ahitana mpilalao vaovao no voaantso hiatrika ireo lalao roa hifanandrinan’ny Barea amin’ny RD Congo