– VALANARETINA – Olona efatra no matin’ny covid-9, teto Analamanga ny roa ary ny roa hafa dia tany Menabe
– FANEFITRA COVID 19 – Hiparitaka any Antsiranana, Mahajanga, Toamasina, Toliara ary Nosy be ny fanaovana vakisiny ho an’ny Frantsay sy ny Eoropeanina
– BAOLINA KITRA PRO LEAGUE– Ny 19-22-25 jona no hiroso amin’ny lalao miverina ny play-offs

