VAOVAO – MINUTE FLASH 30 APRILY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : 6 no maty noho ny Covid-19 ny alakamisy faha-29 Aprily, 318 ireo tranga vaovao
– BAREA : Miantona amin’ny maha-mpanazatra ny Barea azy i Nicolas Dupuis, Raisin’i Eric Rabesandratana vonjimaika ny toerana
– VALANARETINA : Tafiditra ao anatin’ireo laharam-pahamehana hisitraka ny vakisiny hiadiana amin’ny covid-19 ireo mpiasa mifandray manokana amin’ny beantitra sy ny mponina eny ifotony