– FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO – Olona roa nitondra sokatra 868 isa no tra-tehaky ny zandary tany Beloha Androy
– FITANANA BASY TSY ARA-DALANA – Basy miisa 411 naterin’olona no natolotry ny zandary ny komity mpikarakara ny Iray volan’ny famotsoran-keloka amin’ny fitazomana basy tsy ara-dalàna
– FITATERANA – Nohamafisin’ny sekreteram-panjakana miandraikitra ny Tanàna vaovao sy ny trano fonenana ny tsy maintsy hanatanterahana ny tetikasa tekeferiaka
