FAMATSIANA SOLIKA – Miato ny fahafahana mividy lasantsy sy gazoala amin’ny daba « bidons » na « jerricans » mihoatra ny 25 litatra eny amin’ny toby fivarotana solika
– FAMBOLENA : Hanafatra fitaovam-pambolena matihanina ny Fitondram-panjakana
– FITOKONANA – Mandà ny fisiana ambadika politika amin’ny fitakiana ataony ireo sendika eo anivon’ny ministeran’ny Raharaham-bahiny, milaza ho tsy manao fanambaniana mpiasa araka ny voalazan’ny mpitokona ny minisitra
