– VALANARETINA : Tsy nisy ny aina nafoy noho ny covid-19 omaly alatsinainy, olona efatra no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina
– FITATERANA : Nolavin’ny Filankevitra monisipaly ny fanomezan-dalana ny taxi-moto hiasa eto Antananarivo
– BAOLIN KITRA : Efa eto an-tanindrazana avokoa ireo mpilalaon’ny Barea hiatrika ny lalao hihaonana amin’ny Ecureuils avy any Bénin
