VAOVAO – MINUTE FLASH 31 DESAMBRA 2021

– FITSARANA : Nampahafantatra tamin’ny Fifa sy ny CAF ny fitondram-panjakana malagasy fa voatazona am-ponja any Bénin i Raoul Arizaka Rabekoto ary efa miroso ny fampodiana azy aty Madagasikara
– VALANARETINA : Niverina manomboka androany zoma ny fanaovana vaksiny AztraZeneca, nahatonga fatra mihoatra 400.000 isa ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka
– FITAOVAM-PIADIANA TSY ARA-DALANA :Basy miisa 500 mahery no voaangon’ny komity mpikarakara ny Iray volan’ny famotsoran-keloka omaly alakamisy
https://youtu.be/i69bmRknDNI