VAOVAO – MINUTE FLASH 31 JANOARY 2022

-VALANARETINA : Niakatra ny isan’ny olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus teo anelanelan’ny 22 hatramin’ny 28 Janoary
-HERINARATRA : Hihena ny fahatapahan-jiro ary hiverina tsikelikely ny famatsiana avy ao amin’ny toby famokarana Andekaleka.
-LOZA VOAJANAHARY : Hizaràna « tosika fameno » indray ireo traboina manerana ny Nosy afaka herinandro vitsivitsy, araka ny fampanantenana nataon’ny Filoham-pirenena.