VAOVAO – MINUTE FLASH 31 MAY 2022

– TANANA VAOVAO – Nanasonia fifanaraham-piaraha-miasa ny Fitondram-panjakana malagasy sy ny vondrona Al Jaber amin’ny fanatanterahana ny tetikasa Tanamasoandro
– FAMBOLENA – Amidy latsaky ny 900 ariary ny kilaon’ny vary akotry any amin’ny faritra Alaotra ka miditra fatiantoka ireo mpamokatra
– BAOLINA KITRA – 5.000 ka hatramin’ny 50.000 ariary ny vidin’ny tapakila hanatrehana ny lalaon’ny Barea sy ny Palancas Negras avy any Angola