– FIZARANA VATSY TSINJO – Misy mania manakorontana eny anivon’ny fokontany hoy ny komandin’ny zandarimaria.
– CORONAVIRUS – Tafiakatra 127 ny isan’ireo lavon’ny Covid-19, niampy 327 ireo marary vaovao.
– SEHATRA TSY MIANKINA – Fanampiana tsy averina no ilain’ny mpiasa very asa fa tsy fampindramam-bola hoy ny randrana sendikaly