– CORONAVIRUS – Niampy iray ny namoy ny ainy, 264 ny isan’ireo sitrana.
– FANAMPIANA– Nanomboka ny fanavaozana ny lisitr’ireo mpisitraka ny Vatsy tsinjo eny anivon’ny fokontany
– HETSIKA – Tsy voapetraka ny taratasy nokasain’ireo mpikatroka sendikaly haterina teny amin’ny Cnaps













