– VALIM-PIFIDIANANA LOHOLONA – Toerana folo amin’ny 12 no lasan’ny vondrona Irmar, manana loholona roa voafidy ny MMM
– COVID – Manao hetsika manokana tsy hiparitahan’ny Covid-19 ny tompon’andraikitry ny fahasalamana any Fenoarivo Atsinanana
– FIHETSIKETSEHANA – Nohamafisina ny fiarovana ny faritra maromaro nahiana hiverenan’ny fihetsiketsehana, efa navotsotra ireo mpianatra nosamborina














