VAOVAO – MINUTE FLASH 8 JONA 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA – Olona dimy no lavon’ny Covid-19 omaly Alatsinainy, 16 ireo tranga vaovao
– LAVANILA – Nidina hatramin’ny 45 000ariary ny vidin’ny iray kilao amin’ny lavanila any Ambanja
– BAOLINA KITRA – Natomboka tamin’ny fitaizam-batana ny fampivondronana ny mpilalaon’ny Barea androany talata