2424.mgArticles similaires
ZOTRA RN7 SY RN44 – « Mbola maro ireo kipitsopitsony tsy tomombana eny amin’ny tobim-pantsonana eny Ambohimanambola ka nampiandrasina aloha ny famindrana ireo zotra mampitohy ny RN7 sy RN44 amin’ny Renivohitra ». Io no fanazavana nomen’ny Jeneraly Jeannot Reribake, Tale jeneraly ny Agence des Transports Terrestres, na ATT. Tsy mbola fantatra noho izany ny fotoana hifindran’ireo mpitatitra eny an-toerana.