ARA’B’LOKO – MILA MAMETRAKA NY MAHA-IZY AZY NY MPANDIHY
Nanomboka ny 21 oktobra hatramanin’ny 3 novambra ny hetsika Ara’B’Loko izay anehoana ary ihany koa hanampianana ny kolotsaina an-tanan-dehibe rehetra.
Ahitana fifangaroana taranja maro izy io toy ny hip hop, DJing, grafitti, rap, théatre contemporain, foot de rue, krump, dancehall, mandritra ny 15 andro ao amin’ny City Art (La City Ivandry)