ATERNETO – 2 700 000 no isan’ireo olona miserasera amin’ny tambazotra aterneto eto Madagasikara, raha araka ny tarehimarika nomen’ny filohan’ny ISOC Madagasikara (Internet Society Madagascar), ny Profesora Raft Razafindrakoto, teny Ivandry ny alakamisy 12 desambra lasa teo.