Antananarivo 14 avril 2020
Mba hahafahana mizara ilay fanampiana mitentina 100.000 ar, nampanantenain’ny filoham-pirenena ho an’ireo tokantrano marefo dia miroso amin’ny fanadihadiana isa-tokantrano ireo tompon’andraikim-panjakana sy ireo mpiara-miombon’antoka.













