FAFAH MAHALEO – Ny faha 23 oktobra no nanitrihina ny vata-mangatsiaka an’i Famantanantsoa Rajaonarison, izay fantatry ny besinimaro amin’ny anarana hoe Fafah. Nentina teo amin’ny lapan’ny fanatanjan-tena Mahamasina izy natao veloma ary nanomezana azy ny mari-boninahitra « Grand Officier de l’Ordre national » ary nentina teny Ilafy.