Christian Ntsay : Hamafisina ny fandriam-pahalemana eto Madagasikara
Nifampidinika momban’ny fandriampahalemana manerana ny Nosy niaraka tamin’ireo komandin’ny Tafika malagasy ny Praiministra Christian Ntsay. Tetsy amin’ny Etamazaoro Miaramila Voalohany (RM1) Analakely no nantaterahana izany anio 07 janoary.













