2424.mgArticles similaires
« Ny reny, ilay nitondra sivy volana an-kibo. Akaiky ny fon’ny zanaka izy ». Samy manana ny fomba hanehoany ny fitiavany ilay kitapo nifonosana ny rehetra. Amin’izao fankalazana ny Fetin’ny Reny ny 26 mey izao ary dia namboraka izay tiany hatolotra ny reny ny tsirairay. Ireo tompom-pety ihany koa dia mba manana ny hetahetam-pony sy izay mba andrasany avy amin’ireo olona akaiky azy.
Tags: Célébration