2424.mgArticles similaires
POLITIKA – Ho tapahana eo anivon’ny filan-kevitry ny ministra amin’ity herinandro ity, na amin’ny herinandro ambony ny daty hanatanterahana ny fifidianana ben’ny tanana hoy filoham-pirenena, Andry Rajoelina. Nanome fanazavana mahakasika izay ny tenany.













