2424.mgArticles similaires
MARO NY FIARA TSY TOMOMBANA – Nitandahatra ireo tompona fiara tonga naka ny taratasin’ny fiarakodiany androany maraina (10 febroary), tetsy amin’ny foibe fitsarana fiara tetsy Alarobia. Ny ankamaroan’izy ireo dia tratra nandritra ny fitsirihana tampoka nataon’ny DGSR na ny « Direction générale de la sécurité routière », ny 03 febroary ka hatramin’ny 09 febroary.
Tags: Sécurité routière













